Formation Hebdomadaire (depuis Nov 2013)
- SAP : Sortitrasam-Piangonana
- KNPL : Komity Projet Laika
- DVE : Vie d'Eglise
- VFL : Commission Doctrine et Lithurgie
" Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin' Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin' ny Jiosy aloha, dia vao amin' ny jentilisa koa. " Rom 1:16
-
20h00 - 21h00 : KNPL
Mofo 5 sy hazandrano 2: Ireo fahagagana nataon'Andriamanitra
Tafo mikendry Mpitandrina matihanina,
Tafo mahazo mpitandrina matihanina,
Tafo mitombo misy mpitandrina matihaninaMode de connexion
-
20h00 - 21h00 : Education - Instruction
Relation Parents - Enfants
21h00 - 21h30 :
Veillée de prière "Projet Pasteur Salarié"
Mode de connexion
-
- 20h - 21 : KNPL
presbytero-synodal : fitondram-piangonana eto amin'ny sahan'ny FPMA
- 21h - 21h30 : Alimbavaka Fisaorana noho ny Zaikabe/JB60
Mode de connexion
-
DVE :
NY MAHANTRA SY NY MANANA TEO AMIN'NY FANASAN'NY TOMPO (I Korintiana)
PAUVRES ET RICHES AU REPAS DU SEIGNEUR (I Corinthiens)
Mode de connexion
-
KNPL :
NY FIOMBONANA PRESBYTERIANA SYNÔDALY IAINANA EO AMIN’NY TAFO
LE SUCCES DU REGIME PRESBYTERO-SYNODAL DANS LES PAROISSES
Mode de connexion
-
DVE : Ny fahafahan'ny kristiana aseho eo amin'ny andraikitrin'ny matanjaka amin'ny malemy
Ny ohatry ny fihinanana ny hena aterina amin'ny sampy (1 Kor. 8)
Planning & Mode de connexion
-
DVE: NY FANAMBADIANA, NY FITOVOANA ARY FISAORA-BADY ARAKA NY EPISTILY VOALOHANY HO AN'NY KORINTIANA
Le mariage, le célibat et le divorce d'après la première épitre aux Corinthiens
Planning & Mode de connexion
-
DVE : NY FITONDRAN-TENA ARA-PIRAISANA EO AMIN'NY MINO : Tapany I
Fizaràna voalohany: firaisana amin'olom-pady, fijangajangana, firaisana ara-nofo tsy mendrika
Planning & Mode de connexion
-
Fiofanana SAP/KNPL: « HO MORAMORA KOKOA NY HIDIRAN’NY RAMEVA AMIN’NY VODI- FANJAITRA NOHO NY HIDIRAN’NY MANAN-KARENA AMIN’NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA » (MATIO 19, 24)
Planning & Mode de connexion
-
Formation SAP: DIEU FAIT GRÂCE, IL EST REMPLI DE COMPASSION; MAIS IL EST UN DIEU JALOUX ET IL EST EXIGEANT POUR SA SAINTETÉ
Planning & Mode de connexion
-
Formation SAP/KNPL: Daniel et ses amis: le secret d'une victoire
Lecture préalable : Daniel chapitres 1 à 6
Support (.pdf)Planning & Mode de connexion
-
Formation SAP/KNPL Mars-Avril 2014
NY LAMINA SITRAK'ANDRIAMANITRA
Ny fomba fiainana tokony handraisan'ny Kristiana ny Didy folo
L'ORDRE DE DIEU - La vie chrétienne selon le Décalogue
-
Formation SAP/KNPL Fev-Mars 2014
-
Formation SAP 2013-2014: Formation disciple
« Toi donc, mon enfant, fortifie-toi dans la grâce qui est en Jésus-Christ. Ce que tu as entendu de moi en présence de nombreux témoins, confie-le à des personnes fidèles qui soient capables de l'enseigner aussi à d'autres. » 2Tim2,1-2
Programme & Thème
