"Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr’i Jehovah efa miposaka aminao." (Isaia 60:1)
" Lève-toi, brille ! Car ta lumière est venue et la gloire de l'Éternel s'est levée sur toi ! " (Esaïe 60 :1)

Io no lohahevitra hitondrana ny CHOEURUNI 2020 faha-16 sady koa hankalazana ny faha-30 taonan’ny AMF, izay atao ny 21 – 24 mey 2020 eto Avignon.

Misokatra ny fisoratana anarana.

 

XVIme CHOEURUNI LOGO

 

PLUS D'INFOS